Fiangonanan’Andriamanitra isika

25 février 202417 h 17 min

Ny fahasoavan’ny Tompo anie ho amintsika mandrakariva. Tsy mitsahatra mandefa ny teniny amin’ny alalan’ny mpanompony Andriamanitra hitaizana ny fanahin-tsika mba ahatonga antsika ho fiangonana iray. Fiangonana mpiara-miasa ary tsy hafaka misaraka satria ny tenin’Andriamanitra no mampiray antsika ary Jesosy kristy no lohan’ny fiangonana. Hampahery anao indray anie ny teny zaraina eto androany. nentin’i Pastera Rivo