Ho tsara fiomanana

29 février 20247 h 51 min

Ny fahasoavan’ny Tompo hatrany anie ho amin’ny mpanaraka ny fandaharana eto. Fanotaniana lalina no handinihantsika tena amin’ity anio ity hoe inona no mamaritra ny fahantanterahantsika ahazoana ny fiainana mandrakizay. Ny azontsika ambara dia ny hoe ao amin’ny tenin’Andriamanitra ihany no hahazoantsika ny valiny na dia sarotra aza izany teny izany. Mba ho hamarinina araka ny tenin’Andriamanitra anie ny fianantsika isan’andro. Teny nentin’i Pastera Emile