Andro fiomanana izao

4 mars 202411 h 31 min

Ny fahasoavan’ny Tompo hatrany anie ho amin-tsika tsirairay avy. Mbola mitohy ny azakazaka aram-panahy izay ataontsika ry namana mahatoky. Mba efa nieritr’eritra ve ianao ny amin’ny vanim-potoana misy antsika izao? Arakakaraky ny androsoan’ny taona no mapanakaiky antsika ny fitsaran’Andriamanitra izao tontolo izao. Efa vonona ve ianao? sao dia efa tokony haka fanapahakevitra amin’izay amin’ny zavatra izay mbola mamatotra anao io? teny nentin’i Pastera Naivo