Tanana ho an’i Jesosy

25 mars 201818 h 33 min

phpDyoDSmManana teny hambara mandrakariva amin-tsika Andriamanitra. Noharin’Andriamanitra ny zavatra rehetra hanomezana voninahitra Azy. Anisan’izany ny tenan’tsika olombelona. Nomena Tanana isika hanompoana azy. Mba efa noeritr’eretinao ve izao ny nampiasanao ny tananao ho an’Andriamanitra. Maro ny mampiasa ny tanany amin’ny zavatra tsy mahasoa. Tahaka izany koa ny sofina izao taova iray sarobidy indrindra satria ao no miditra ny feo rehetra eny amin’ny manodidina na tsara na ratsy. Mampanotany tena manao hoe mba inona re no tena mampandry sofina antsika e. izay ndray no teny netin’ny mpanompony Rahalahy Jocelyn androany.