Fiankinan-doha

18 mars 201819 h 55 min

orange-county-juvenile-dependancy-law-attorneyAndriamanitra dia Andriamanitry ny famindrapo. Ary manana teny hambara mandrakariva amitsika Izy. Raha jerena amin’ny ankapobeny dia toa mitady izay hanakinany ny lohany ny olombelona tsirairay. Ao ny manakin-doha aminy manodidina, amin’ny ray aman-dreny na ze mety hafaka hamaha ny olana. ao ny manakin-doha amin’ny zava-mahadomelina sns. Fa anio dia hanaitra anao indray ny tenin’Andriamanitra fa tsy misy afatsy Jesosy irery ihany no hafaka manome fitsaharana anao. Izay indray no teny nampitondrainy ny mpanompony rahalahy Naivo