Lala-masaka hatry ny ela
11 mars 201819 h 46 min

Tsara ny Tompo, Ny fotoana androany dia natokana ho amin’ny fifadian-kanina mba hisian’ny fifoazam-panahy. Deraina ny Tompo fa miasa Izy ary mbola mizara heta heta ho an’ny tsirairay hanana anjara amin’ny asan’Andriamanitra. Ny fanotaniana mipetraka dia hoe aiza ny lalàna ahatongavana amin’ny fifohazam-panahy. Araka ny tenin’i Jesosy dia Izy no lalana sy fahamarinana ary fiainana, tsy misy makany amin’ny Ray afatsy amin’ny alalany irery ihany. manasa anao ndray androany hihaino ny teny nozaraina androany. Nomen’Andriamanitra fanomezam-pahasoavana koa ianao mba ahafahanao maniatatra ny asan’Andriamanitra. Teny netin’ny mpanompony rahalahy Ezekia