Ny finoana

4 mars 201819 h 35 min

Family-Worship-BackgroundAndroany dia fampianarana ny amin’ny finoana no entina eto. Marina fa teny efa fandrehan-tsika matetika ny teny hoe finoana kanefa mbola vitsy no mahay mampiantra azy. Ny finoana no hioeranantsika amin’izao fanarana-dihy an’Andriamanitra. Araka ny tenin’Andriamanitra hoe tsy misy azo atao ahazoana sitraka aminy afatsy amin’ny alalan’ny finoana ihany. Androany dia hampianatra antsika indray ny tenin’Andriamanitra ny maha-zava dehibe ny finoana sy ny hevitra fonosiny. teny napitondrain’ny mpanompony rahalahy Jocelyn