Fitahiana ho an’ny hafa

26 février 201812 h 14 min

lsNy Tompo anie hitahy anao indray androany. Tsy manadino anao Izy isan’andro manome vatsim-panahy ho anao. Isika dia mbola mihaina ety amin’ity zao ntontolo izao ity. Mahantra amin’ny lafin’ny rehetra izao tontolo izao satria mbola miaina ao amin’ny maizina. Natsoina isika ho vavolombelon’ny mazava eny amin’ny tontolo misy an-tsika eny. Mino aho fa hanana an-jara amin’izany ianao. Izay ndray no tena entina amin-tsika androany. Teny netin’ny mpanompony rahalahy Naivo.