Ny fizahan-toetra

8 avril 201819 h 20 min

religious-experienceMisaotra an’i Jesosy fa mbola nomeny tombon’andro indray androany. Mangetaheta ve ianao ny haheno ny hafatra androany? Ny hafatra izay ho zaraina androany dia ny amin’ny fizahan-toetra. Marina fa efa novenjen’Andriamanitra ianao, efa nomena ho tateraka eo amin’ny fiainanao ihany koa ireo teny fikasana maro ao amin’ny baiboly kanefa mety hisy fotoana hizahan’Andriamanitra toetra anao. Tsy hoe akory manary anao Andriamanitra na manao kilalao ny fiainanao fa mijery ny finoanao marina Izy na haharitra na tsia. manasa anao indray hanaraka ny tenin’Andriamanitra noetin’ny mpanompony rahalahy Jocelyn androany.