Misy vokatra ve?

15 avril 201818 h 33 min

christian-living_724_483_80Jesosy anie homba anao indray androany. Mandondona ao atokatranonao indray ny Tompo anio. Mety ve ianao? Ny teny ho zaraina dia fanotaniana anankiray izay hitarihana ny sainao hoe misy vokatra eo amin’ny fiainanao ve ny famonjena nataon’i Jesosy. Indraindray tokoa dia toa fahazarana no hitondran-tsika ny fiainam-panompoana. Mety endrika ivelany ihany fa tsy misy voa. Mbola manana tombon’andro isika androany andinihana indray ny fiainam-panahantsika. Azo antoka ve ny famonjena anao? Teny netin’ny mpanompony rahalahy Hezekia