Aiza moa ianao?

23 avril 20187 h 52 min

stock-photo-91452531
Aiza moa ianao ry Adama? Mandondona eo ambaravaran’ny fonao ndray Jesosy fa mila anao Izy androany. Misy toerana tin’Andriamanitra hametrahana anao androany. Liana amin’izany ve ianao? ndraindray de toa hamaivanitsika ny andraikitra tin’Andriamanitra omena antsika satria mampietry ny nofon-tsika izany. Raha mba te hanandratra an’Andriamanitra ianao de raiso ny andraikitra tian’Andriamanitra omena anao. Mpitondra amim-bavaka, mifona ho an’ny hafa, mitady fanahy ho an’i Jesosy amin’izay hananao … sns Toriteny netin’ny mpanompony rahalahy Ezekia