Ny sitrapon’Andriamanitra

29 avril 201818 h 19 min

grace-for-the-moment-meme-1Tsara ny Tompo e! Mahatsapa ny fahatsaran’ny Tompo ve ianao? Mbola omeny anjara indray ianao androany. Ny teny nozaraina androany dia momban’ny sitrapon’Andriamanitra. Marina fa teny efa ré tsika matetika izany teny izany ary lazain’ny vava-tsika matetika loatra aza kanefa ny fanotaniana dia hoe tena hiainan-tsika ve ilay atao hoe mandeha araka ny sitrapon’Andriamanitra? tena fatatsika tsara ve ny atao hoe inona marina ny sitrapon’Andriamanitra? izany indray ny teny entin’Andriamanitra hikasihana antsika amin’ity androany ity. Manasa ary hanaraka ny toriteny androany. netin’ny mpanompony rahalahy Naivo.