Sarobidy ny vehivavy

31 mai 202616 h 08 min

Manana toerana lehibe eo amin’ny tokatrano ny vehivavy. Matetika diso ny toerana hametrahantsika ny toeran’ny vevhivavy eo amin’ny fiaraha-monina. Fa Andriamanitra dia nametraka ny vehivavy ho mpanampy ny lehilahy ary sarobidy eo anatrehan’Andriamanitra izany andraikitra nomena ny vehivavy izany. Mba hiova ny fomba fijerin’ny lehilahy, tsy handray ny vehivavy hoy toy ny mpiasa na mpanome zanaka sanatria fa ho namana, mpiara-miasa ary hifampitarka ho any an-danitra. Teny nentin’i Pastera Hezekia