Ho mpianatr’i Jesosy

17 mai 202616 h 07 min

Tsara ny manaraka an’i Jesosy. Betsaka ireo izay nanaraka an’i Jesosy fa samy nanana ny antony ny tsirairay. Tao ny niandry fahagagana sy famantarana. Tao ny niandry mofo. Fa ny azo antoko fa haharitra na dia mandalo zavatra sarotra aza dia ireo mpianatr’i Jesosy. Betsaka ireo toetra tsara ho fantatra ao anatin’izany, izay ho zaraina aminao amin’ny tena zaraina. manasa anao ary hanaraka hatrany ny teny zaraina eto. teny nentin’i Pastera Hezekia