Mihaotra noho izay heverinao

3 mai 202619 h 03 min

Tena mahay mihaotra noho izay heveriko sy heverinao Andriamanitra. Fanotaniana mipetraka mandrakariva ny hoe  » mamaly vavaka ve Andriamanitra?  » na koa hoe  » hatraiza ny fetran’ny azon’Andriamanitra hatao ». Efa ela ianao no nitady valim-bavaka. Androany dia fotoana hanomezana anao ny lalana hahazoanao valimbavaka. Raha mino ianao dia ho hitanao ny voninahitr’Andriamanitra. teny nentin’i Pastera Hezekia