Mitia an’Andriamanitra

27 avril 20266 h 25 min

Ny fifaneraserana sy fifampikasokasoana amin’Andriamanitra maharay roa, rehefa mifampikasokasoka amin’Andriamanitra isika dia lasa mifankatia aminy. Rehefa lasa mpifamkatia amin’Andriamanitra isika dia mahatsapa ilay tena fitiavana avy aminy. Sarotra ve ny mitia an’Andriamanitra araka ny teniny manao hoe ‘Tiava an’i Jehovah Andriamanitrao amin’ny fonao rehetra »? Tsy sarotra kanefa tsy vitako sy vitanao irery. Jesosy no mpampiavana. Inona ary ireo dingana azontsika atomboka. Teny nentin’i Pastera Hezekia