Ray miahy ny ankohonany

22 juin 202012 h 14 min

Jesosy anie hitahy an-tsika tsirairay avy izay manaraka tsy tapaka ny toriteny zaraina eto. Manana teny ho zaraina aminao ny Tompo androany. Eto ampanombohana dia maniry sahady mba ho ray feno ny fahasoavana rehetra anie ny ray any antokatrano tsirairay avy any. Ny ray no andry hiankinan’ny tokatrano iray ka raha ratsy fitondra ny ankohonany ny ray dia tokatrano mikorotana, tsizarizary, tokatrano tsy misy fiadanana no hita. Inona ary ny toeran’ny ray sy andraikiny ao amin’ny tokatrano araka ny tenin’Andriamanitra. Manasa anao hanaraka ny fampianarana nentin’i rahalahy Hezekia