Ny faharatsiana eto amin’izao tontolo izao

15 juin 202015 h 40 min

Ny Tompo anie hamangy ny tokatrano izay mampian-trano izao toriteny zaraina izao indray. Nohon’ny fahasoavan’ny Tompo dia hafaka mizara ny tenin’Andriamanitra eto indray nandritra izay fotoana lava nisian’ny fihobohana izay. Ny teny zaraina andraony dia ny amin’ny faharatsiana eto amin’izao tontolo izao. Raha ny toe-po sy ny toe-mpanahy amin’izao andro hianantsika izao dia ratsy lavitra mihoatra nohon’ny tamin’ny andron’i Noa, tamin’ny andron’ny sodoma sy gomora. feno faharatsiana ny tany. Potika ny fisainan’ny zanak’olombelona. teny nentin’i rahalahy Naivo