Efa niomana ve ianao?

8 mars 202020 h 26 min

Tsara ny Tompo satria mbola manana teny ho zaraina amin-tsika tsirairay avy. Vanim-potoana sarotra izao vanim-potoana hiainan-tsika izao. Kanefa ny teny fikasana ny amin’ny fihavin’ny farany dia tsy maintsy tanteraka. Manoloana izany, ny fanotaniaina apetraka amin-tsika tsirairay avy dia hoe efa niomana ve izaho sy ianao? Aza raisina ho zava-maivana ny fiomanana fa izay no antoko ho antsika aorian’izao fiainana izao. teny netin’i Fr Emile