Ny tsy finoana

23 février 202020 h 28 min

Tsara ny Tompo, mbola manome antsika tombon’andro hafaka hampitombo indray ny finoanao izay efa reraka. Tena sarobidy ny finoana ry havana. Ny tenin’Andriamanitra dia milaza manao hoe « Raha ho avy ny zanak’olona, Moa hahita finoana va Izy ». Mba manahoana ny fitaizanao ny finoanao? Tsy amin’ny herintsaina na amin’ny asa maro isan-karazany izay heverina hampitombo fahatokisan-tena fa amin’ny alalan’ny fiainohana ny tenin’Andriamanitra. teny nentin’i rahalahy Hezekia