Eo akaikinao no mahatsara ahy

16 février 202020 h 11 min

Ny Tompo anie hamangy ny tokatrano tsirairay avy indray amin’ity androany ity. Betsaka ny zavatra mandalo amin’ny herin’andro lalovan-tsika. Miova ny tany, miharitsy ny toetran’ny zanak’olombelona. Mampandini-tena isan’andro izany rehetra izany manao hoe madio ve ny ankanjom-panahiko, vonona hitsena an’i Jesosy eny amin’ny rahon’ny lanitra. Eo akikin’Andriamanitra no mahatsara ahy sy ianao. teny nentin’i rahalahy Naivo