Inty aho hirao aho

2 février 202019 h 25 min

Jesosy anie hamangy ny tokatrano tsirairay avy indray amin’ity androany ity. Manakarena teny hambara aminao ny Tompo ary te hanaitra an-tsika tsirairay avy ny amin’ny sitrapon’Andriamanitra. Sarotra tokoa izany hoe mahafantatra sy manaiky ny fomba hitondran’Andriamanitra an-tsika izany satria ny fihevitr’Andriamanitra dia matetika mifanohitra amin’ny sitrapoko sy ny sitraponao kanefa raha manaiky ho tarihiny isika dia Izy no hialoha làlana. Teny nentin’i Fr Rivo.