Ny fankatoavana

26 janvier 202018 h 12 min

« Fa aoka ho mpankatoa ny teny hianareo fa tsy mpihaino fotsiny ihany ka mamitaka ny tenanareo. » Miarahaba anao indray amin’ity androany ity. Ho tahina anie ny tokatranonao mampian-trano ny tenin’Andriamanitra androany. Efa teny norenesin-tsika mametika io teny eo ambony io, fa ny fanotaniana dia hoe mba firy re ny teny vorain-tsika ka nankatoviantsika e! Mba tsy ho very maina anie ny teny rehetra izay nomen’Andriamanitra ahy sy ianao. netin’i rahalahy Hezekia