Handova ny lanitra

29 juin 202011 h 58 min

Misaotran’ny Tompo isika ny nanomezany fotoana ho an-tsika mandrakariva hihaino ny teniny. Mahazo tombony manokana amin’izany ianao. Ny teny ho zaraina androany dia ny amin’ny ireo zavatra takina amintsika raha handova ny lanitra isika. Betsaka amin’izao fotoana izao ny karazana fampianarana maro samy hafa momban’ny fomba handovana ny lanitra. Ny tenin’Andriamanitra dia milaza fa vitsy no handova ny lanitra. Mety ho isan’ireo vitsy ireo ve izaho sy ianao? raha liana ianao de araho ny teny nozarain’i rahalahy Naivo