Ray mandray andraikitra
22 juin 20265 h 31 min
Fankalazana ny fetin’ny ray androany. mety hoe fety tahaka ny rehetra ihany kanefa tokony ho andro ampahatsiahivana ny andraikitry ny raim-pianakaviana ao anatin’ny tokatrano. Ny raim-pianakaviana no mitondrana filaminana ao amin’ny tokatrano ka raha ny lohany no tsy mijoro tsara dia rava ny tokatrano. Mbola manana tombon’andro isika hanarenana ny efa simba. Teny nentin’i Pastera Naivo
