fianam-panahy tsy miala voly
28 juin 202616 h 01 min
Tsy hafaka ny hiala voly ny fanahy ry havana malala. fotoana izay mba ahazoantsika mande manao vacance kely izao. Azontsika atao tsara ny mba maka rivotra kely any amin’izay toerana tiantsika handehanana kanefa tsy azontsika adinohina fa tsy nofo fotsiny isika ka hande hanao antsirambina ny fanahy. Adidy nomena antsika ny fitaizana ny fanahy mba hahery mandrakariva n’aiza n’aiza haleha. teny nentin’i Pastera Naivo
