Iza no haharitra

6 juillet 20265 h 27 min

Mbola mety ho lavitra ny lalana izay tsy maintsy haleha amin’ity lalan-danitra ity ry havana malala. mifandimby ao na ny fizahan-toetra maro samy hafa na ny fanefena antsika tsirairay avy. Fa ny fanotaniana dia ny hoe mba iza no vonona haharitra hatramin’ny farany. Tena mila fahavonona ara-tsaina izany indrindra amin’izao fotoana hianantsika izao. teny nentin’i Pastera Naivo