Ora fifohazana izao

10 mars 202417 h 21 min

Ny fahasoavan’ny Tompo anie ho aminao indray androany. Te hanentana antsika mandrakariva ny tenin’Andriamanitra fa izao no ora farany. Toem-panahy manao ahoana ary no ho entitsika hitsena ny mpampakatra. Mbola hatory kely ihany ve? Efa akaiky ny fotoana tahakan’ny nitenenan’i Jesosy ny mpianatra teny an-tendrombohitra manao hoe  » mitsangana fa efa ho avy ilay efa hamadika ahy  » dia ho avy amin’ny voninahiny izy ary manetana antsika hitsangana tsy hahita azy hombohana fa hahita ilay nandresy ary mbola handresy. teny nentin’i Pastera Naivo