Omeo hery aho Tompo ô

21 octobre 201818 h 44 min

Omeo hery aho Tsara ny Tompo, mpanao ny tsara Izy. Ny dera sy ny laza ary ny voninahitra dia ho Azy irery. Tena mila ny herin’Andriamanitra isika. Betsaka ny efa nandalo tamin’ity lalan’ny fanompoana an’Andriamanitra ity. Tao no naharitra ary mbola maharitra, tao ny efa niala na dia nataon’Andriamanitra fitaovana hanovana fanahin’olona maro aza. Tena mila ny herin’Andriamanitra izaho sy ianao mba hahatotosa izao làlana izao. Manasa anao hiaino ny tenin’Andriamanitra netin’i rahalahy Ezekia