Eo akaikinao Jesosy ô!

14 octobre 201819 h 07 min

live-upAsa inona ré zao ny hetahetam-ponao miandry ny toriteny zaraina androany e! Ny vaovao mahafaly dia hoe tsy lany teny zaraina ho anao Jesosy. Betsaka ny fanotaniana apetrakao amin’io olanao sy fiainanao mbola tsy tena mande tsara io. Mba efa nosaintsaininao ve oe efa manakaiky ny Tompo ny fiainanao. Tsy ny zavatra eto an-tany ihany anefa fa mihotra noho izany ny fiainana mandrakizay. Tia anao nge Jesosy ê! miandry anao hahatsapa ny fisiany sy ny heriny Izy. Manasa anao hahafatatra lalindalina kokoa amin’ny alalan’ity teny zaraina ity.