Asan’ny Fanahy Masina

7 octobre 201819 h 20 min

prayToGodManiry anao Hahita zava-mahagaga ny Tompo androany. Izay mbola tsy hitan’ny masonao sy mbola tsy ren’ny sofinao no tian’Andriamanitra hiainanao androany. Amin’ny fomba ahoana? Amin’ny alalan’ny Fanahy Masina. Tena misy zava-miafina lehibe tsy azo-ntsika saintsainina ny asan’ny Fanahy Masina. Mangetaheta ve ianao mba hahatsapa an’izany? Raha mangetaheta ianao dia fotoana androany. Teny netin’ny mpanompony rahalahy Naivo