Aoka ho fitaratra ianao

28 octobre 201819 h 36 min

Tahin’ny Tompo hatrany ianao izay mangetaheta ny fahamarinana. Andriamanitra dia manana tanjona amin’tsika tsirairay avy. Mety efa mba nanotany tena ianao hoe inona no moa no antony fisiako. Anisan’ny tanjona Andriamanitra aminao ny ho fahazavana eny amin’izay alehanao rehetra eny. Hanana fahefana handresy lahatra ny manodidina satria olona voafidy ianao. Misy vokany tsara amin’ny manodidina ny fiainanao miaraka amin’i Jesosy. Teny nozarain’i ralahy Naivo