Mampianatra anay anisa

4 novembre 201820 h 06 min

standard_1500x1125_commoncoreTompo mapianara anay anisa ny andronay hahaizanay ho hendry. Mety efa renao matetika izany teny izany, fa androany dia hilaza zava-miafina momban’ny asa-marika aminao ny Tompo mba handrosoanao amin’ny ara-panahy. Andamina ny fiainanao anie ny Tompo androany. Tena mila miverina mianatra manisa isika ry havana. Mety ho gaga ianao hoe ahona izany zavatra izany? Na hoe efa mahay manisa aho koa nahoana aho no hiverina hianatra anisa indray. Ny Tompo anie hanokatra ny masom-panahinao atakaranao ny zava-miafin’ny tenin’Andriamanitra. teny netin’i Rahalahy Rivo