Omeo an’i Jesosy ny fonao

16 juillet 20187 h 12 min

forgivenessNy Tompo anie homba anao hatrany. Hamangy ny herin’andronao indray anie Jesosy. Ny teny zaraina androany dia voalohany ny fanomezan-tsika ny fiainantsika ho an’Andriamanitra izay toriteny tamin’ny alahady maraina ary ny alahady hariva dia fandraisana fanasan’ny Tompo amin’ny fahadiovam-po. Ho tahin’ny Jesosy ianao izay mampian-trano ity toriteny ity. Hamangy ny tokatranonao anie Jesosy.