Ankohonana voatahy

30 juillet 20185 h 27 min

praying-togetherMisaotra ny Tompo ny tamin’ny seminera izay nokarakaraina fa nitondra fahazavana ho an’ny ankohononana izay nanatrika ny Tompo. Tsy diso anjara amin’izany koa ianao androany. Mbola hafaka mihaino ity oronam-peo ity. Te hanana fiainan-tokatrano milamina ve ianao? Tsy tonga eo amin’ny fiainam-pianakavianao ny fahasoavan’ny Tompo nefa ianao efa mivavaka sy nanolotena. Mino aho fa hanampy hahafataranao ny zava-miafin’ny ankohonana voatahy ny teny zaraina androany. Noetin’ny mpanompony Pastera Toky