Ny voninahitrao Jehovah ô

13 février 202217 h 15 min

Misaotran’ny Tompo fa mbola mitahiry ahy sy ianao Izy. Mety sarotra ny herin’andronao lasa iny kanefa te hilaza aminao sahady ao hoe ho herin’andro vaovao feno ny voninahitr’Andriamanitra, ity herin’andro vaovao ity. Mosesy dia nahatsapa fa raha tsy miaraka aminy ny voninahitr’Andriamanitra dia tsinontsinona izy. Tena sarobidy ny voninahitr’Andriamanitra ry havana malala. Anio raha hino ianao dia ho hitanao ny voninahitr’Andriamanitra. teny nentin’i Pastera Hezekia