Mifampivavaha dia ho sitrana hianareo

20 février 202213 h 27 min

Misaotran’ny Tompo fa mbola nampahereziny indray ny fonao androany hiatrika ity fotoana ity.
Betsaka ny zavatra mandalo amin’ny fiainatsika, miezaka isika mivavaka mba hahita ny voninahitr’Andriamanitra eo amin’ny fiainantsika kanefa toa manalavitra ny valim-bavaka. Andramo indray ny mivavaka ho an’ny hafa eny fa na dia ireo manenjika sy manaratsy anao aza. Araka ny tenin’Andriamanitra manao hoe  » mifampivavaha mba ho sitrana hianareo «