Ny voninahitrao Jehovah ô

13 novembre 20239 h 49 min

Miarahaba antsika tsirairay avy isan-tokatrano indray. Tsy amin’ny hery na amin’ny fahatan-jahana fa amin’ny fanahiko hoy Jehovah. Tena hilatsika ry havana malala ny mahita ny voninahitr’Andriamanitra eo amin’ny fiainatsika. Sady mampahery antsika hanoy ny azakazaka izay efa natomboka no handresy lahatra ny hafa ihany koa fa mbola velona sy miasa Jesosy. Aoka isika tena hangetaheta ny hisehon’ny voninahitr’Andriamanitra eo amin’ny fiainantsika. teny nentin’i Pastera Emile