Bokin’ny apokalipsy Andro-1

19 novembre 202317 h 22 min

Ny fahasoavan’ny Tompo ho amin-tsika tsirairay avy. Androany dia hisy fampianarana momban’ny bokin’ny Apokalipsy izay ho zaraina amin-tsika eto. Fampianarana entin-tsika handinihana ny teny faminaniana nomena an’i Jaona. Apostoly izay natao sesitany tao amin’ny nosy patimosy. Ny tanjon’izao fampianarana izao dia ny hampiorina ny finoantsika fa marina ny baiboly ary ihany koa ny hampiomana antsika fa atomotra tokoa ny andro. Manasa anao ary hanaraka ny fampianarana. teny nentin’i Pastera Ezekia