Naniraka Jesosy mba handeha …

23 novembre 202316 h 55 min

Miarahaba anao amin’ny anaran’i Jesosy indray amin’ity androany ity. Fotoana handinihan-tena izao ry namana malala. Nametraka asa lehibe eo amin’tsika Jesosy eo anivon’ny fiaraha-monina misy antsika. Ny hafatra tsy vaovao akory fa tahaka hoe ataovy mpianatra ny firenena rehetra dia tahak’izany ihany koa ny hoe sitrano ny boka, atsangano ny maty … Inona ary no hataotsika? teny nentin’i Pastera Rivo