Fanantenana miorina tsara

27 novembre 20237 h 16 min

Ny fahasohavan’ny Tompo hatrany anie ho amin’ny tokatranonao izay manaraka ny teny zaraina eto. Ny teny zaraina androany dia ny amin’ny fanatenana. Raha lazaina fohy dia hoe tena zava-poana ny famonjena izay hazotsika raha tsy maharitra isika kanefa tsy hanana faharetana isika raha tsy miorina tsara ny fanantenana. Ny fanotaniana dia ny hoe haorinao aiza ny fanantenanao? fa raha mbola eto amin’izoa fiainana izao ihany no hananatsika fanatenana dia mahantra indrindra isika. Betsaka ny niala satry tsy nampiorina ny fanantenana tamin’ny famonjena nataon’i Jesosy teo amin’ny hazo-fijaliana. Teny nentin’i Pastera Rivo