Bokin’ny apokalipsy andro-2

8 décembre 202319 h 46 min

Ny fahasoavan’ny Tompo hatrany ho amin-tsika tsirairay avy. Mitohy ny fampianarana ny amin’ny bokin’ny fanambarana na apokalipsy. Androany dia ny ao amin’ny toko faharoa no hentina amin-tsika. Manasa anao indray ary hanaraka ny fampianarana nentin’i Pastera Hezekia