Ny toe-tsika rahatrizay

24 décembre 201719 h 29 min

téléportationMisaotra an’Andriamanitra lehibe ny amin’ny fahasoavany izay mbola omeny antsika isan’andro. Mbola ahafahanao mihaino ihany koa ny teny izay omeny indray amin’ity androany ity dia ny amin’ny zava-mifin’ny fanjakan’ny lanitra. Betsaka ny zavatra tsy takatry ny sain-tsika olombelona ny efa nitranga ary no mbola ho avy. Manasa anao indray aho androany hiaino no sombitsombiny amin’izany. Toriteny netin’ny mpanompony rahalahy Christian