Mihoatra izay heverinao

17 décembre 201719 h 02 min

elisha3Mbola tsara Jesosy satria tianao Jesosy. Mbola te-ampatsiahy Andriamanitra fa Ny fihevitr’Andriamanitra tsy mitovy amin’ny fihevitrao. Mihoatra noho izay mety ho eritr’eretinao, mihoatra izay takatry ny sainao. Efa nasehony zany tamin’ny olona maro tahakan’ny tamin’ny andron’i Elisa sy ireo mpaminany hafa koa. Mbola manana anjara amin’izany ianao fa raha mino ianao dia ho hitanao ny voninahitr’Andriamanitra. teny netin’ny mpanompony rahalahy Ezekia.