Ny toe-mpanahiko

30 janvier 202217 h 30 min

Misaotran’ny Tompo indray isika fa mbola nomeny andro vaovao hifampizarana eto. Mbola mitahiry ahy sy ianao Jesosy. Raha resy lahatra amin’izany ianao dia derao mafy Jesosy.

Mbola ety andalana isika ry havana malala ao amin’ny Tompo. Betsaka ny fanamboarana alohan’ny hidiran-tsika amin’ilay fiainana feno fahantaterahana. Ao ny fitondran-tena, fiharetana sns. Te mbola hanavao indray ny fanaloran-tenatsika Jesosy androany. Meteza amboarina fa ho fahasoavana lehibe ho anao izany. Pastera Naivo