Ny tena finoana

17 novembre 201921 h 35 min

maxresdefaultMisaotra an’i Jesosy mandrakariva isika eto fa mbola manana teny ambara amin-tsika hatrany Izy. Ny finoana no fototry ny fanarahan-tsika an’Andriamanitra. Ny fampianarana ny amin’ny finoana no entina eto androany. Mino aho fa liana ny amin’izany ianao. Mety betsaka amin’tsika no mametraka fanotaniana hoe ahoana marina no hampiasana ity finoana ity. Mety efa nampiasa ihany ianao fa tsy nahita vokatra. Ao ihany koa ny efa nampiasa finoana dia nahita ny vokatra tsara. Teny entina hampianarana ho an’izay mitady finoana ny toriteny androany. Hampaherezana sy hampitomboana ihany koa ho an’izay efa nahatsapa. teny netin’i rahalahy Rivo