Ny tahotra an’Andriamanitra

10 novembre 201920 h 09 min
1102016033_univ_sqr_xlJesosy anie hitahy ny tokatrano tsirairay avy indray. Teny mety efa henonao Matetika ny hoe mandeha amin’ny fahatahorana an’Andriamanitra. Ny azo lazaina anefa dia tsy indray andro na indroa andro fa mandra-pialantsika ety amin’ity zao tontolo izao ity dia mila mihaina ao anatin’izany atao hoe fahatahorana an’Andriamanitra izany isika. Betsaka no efa ela tao anatin’ny fanompoana kanefa dia toa nanadino izany fiainana matahotra an’Andriamanitra izany. Fotoana handinihantsika tena indray androany. Teny nentin’i Rahalahy Naivo