Ny tambiny

16 octobre 202216 h 35 min

Misaotran’ny Tompo indray isika fa tsy lany teny hananganana antsika Andriamanitra. Tsy ho diso anjara amin’izany koa ianao any an-tokatrano any. Zava-dehibe ny toro-làlana izay omen’Andriamanitra an-tsika eo amin’ny fianantsika na ny ara-nofo na ny aram-panahy. Betsaka ireo iraka izay tsy mandeha raha tsy maheno ny fitarihan’Andriamanitra. Ny fandavana izany de mety hiteraka zavatra maro eo amin’ny fiainan-tsika. Ankehitriny dia te hanavao ny fianam-panahintsika indray Andriamanitra. Teny nentin’i Fr Naivo