Ho tanimanga voavolavola

23 octobre 202215 h 59 min

Hisaorantsika hatrany ny Tompo manome fahalalana ho an’ny fanahintsika tsirairay avy. Na dia zarazarain’ny fahalavirana aza isika dia tsy diso anjara amin’ny sakafom-panahy. Mety betsaka tokoa ny fanotaniana izay ilanao valiny ny amin’ny fizotran’ny fiainanao? ao no nahitanao valiny, ao ny mbola manjavona aminao? ny azo antoka dia izao manana lamina tsara ho an’ny fiainanao Andriamanitra. Meteza ho volavolaina tahaka ny tanimanga isika. Mety mafy, mety sarotra kanefa ny farany dia fiainana fa tsy fahafatesana. teny netin’i Fr Hezekia