Ny ran’i Jesosy

13 juin 202111 h 16 min

Misaotra an’ny Tompo isika fa tafahaona eto indray androany na dia mety mafy taminao aza ny nandalo iny herin’andro iny. Jesosy ilay nohombohana teo amin’ny hazo-fijaliana no toriana eto satria famonjena ho an’izay rehetra mino izany. Nandatsaka ny rany Izy ho fanekena vaovao indray mba hananatsika fiainana mandrakizay. Sarobidy ny ran’i Jesosy. teny nentin’i Pastera Rivo